VONONA HIARO NY VAHOAKA AMIN`NY FETIN`NY PASKA NY ZANDARY

158 0
✦Anatiny fiomanana fiatrehana fetin`ny paska ny ankabetsahan`ny vahoaka amin`izao, manoloana izany tsy miraviravy tanana ny Zandarimariam-pirenena fa hiaro ny vahoaka hiatrika fety. Nanamafy ny lehiben`ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria Mandritsara sy Befandriana avaratra, Samatasy Tsirimampisaina, fa ho hentitra izy ireo amin`ny fiarovana ny vahoaka.
✦Tsy maintsy atao ny aro-loha ho an`ny mpitondra kodiarandroa rehefa hivoaka faritry ny tanana.
✦Tsy tokony ho foana olona ny trano
✦Arahana maso ny biby fiompy (tsy avela any anaty ala ny omby rehefa alina)
✦Andrimasom-pokonolona amafisina hatrany
✦Tsy mamily rehefa mamo
Tanjona ny hametrahana ny maha MAFI (Miaro ho Antoky ny Fampandroana Ifotony)
Nangonin`Uni Raz

Related Post

𝐌𝐀𝐍𝐀𝐆𝐀𝐓𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐌𝐈𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝟎𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐄 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐌𝐀𝐍𝐎𝐍𝐆𝐀

Posted by - février 16, 2025 0
𝙉𝒚 𝒗𝙤𝒍𝙖𝒏𝙖 𝙖𝒑𝙧𝒊𝙡𝒚 2022 𝙣𝒐 𝒏𝙤𝒕𝙤𝒌𝙖𝒏𝙖𝒏𝙖 𝙣𝒚 𝒅𝙤𝒓𝙩𝒐𝙞𝒓 𝒉𝙤 𝙖𝒏’𝒏𝙮 𝙤𝒏𝙞𝒗𝙚𝒓𝙨𝒊𝙩𝒆 𝒉𝙤 𝙖𝒏’𝒏𝙮 𝙛𝒂𝙧𝒊𝙩𝒓𝙖 𝙈𝒆𝙣𝒂𝙗𝒆 𝒊𝙯𝒂𝙮 𝙢𝒂𝙯𝒂𝙠𝒂 𝒎𝙥𝒊𝙖𝒏𝙖𝒕𝙧𝒂 300 𝒉𝙖𝒕𝙧𝒂𝙢𝒊𝙣’𝙞𝒛𝙖𝒐…