Betsaka ny namaly ny antso ary tonga nanatrika izany ny Talem-paritry ny Jono sy ny Toe-karena manga Atsinanana, sy ny Talem-paritry ny Fizahan-tany ary ireo solotena avy amin’ny DREDD Atsinanana.
Tao amin’ny Foyer Social Foulpointe no nanatanterahana izany
π Natsangana eto amin’ny Faritra ary nampahafantarina androany teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny fehezan-dalΓ na handrafetana ny Observatoire de l’Eau ,…
Nanao rodobe nanatanteraka fambolen-kazo tany aminβny Kaominina Mantasoa, Faritra Analamanga ny Fianakaviam-be ny Ministeranβny Serasera sy ny Kolontsaina ny faha…