Zava-baovao ao Farafangana | mitondra paikady hentitra hiadiana aminโ€™ny tsy fandriampahalemana ny Zandary

92 0
๐™๐š๐ฏ๐š-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐š๐จ ๐…๐š๐ซ๐š๐Ÿ๐š๐ง๐ ๐š๐ง๐š!
๐…๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐š ๐•๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐‹๐ž๐ก๐ข๐›๐ž๐ง’๐ง๐ฒ ๐™๐š๐ง๐๐š๐ซ๐ฒ ๐•๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ โ€“ ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ๐จ ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š
๐Ÿ—“๏ธ Farafangana, 4 Jolay 2025
Nitondra fanantenana sy fepetra hentitra ho anโ€™ny fandriampahalemana i Lieutenant-Colonel Kotomanjarisoa Manjary, Lehibenโ€™ny Zandary vaovao teto aminโ€™ny Faritra Atsimo Atsinanana, nandritra ny fihaonana voalohany nataony taminโ€™ireo zandary mpibaiko avy aminโ€™ny toby samihafa ao aminโ€™ny faritra.
Nandritra ity fihaonana manokana ity, dia nanome toromarika mazava sy hentitra ny Lehibenโ€™ny Zandary, mikasika ny fomba fiasa sy paikady vaovao entina hanamafisana ny ady aminโ€™ny tsy fandriampahalemana, izay mbola manelingelina ny fiainanโ€™ny mponina aminโ€™ny toerana sasantsasany.
๐ŸŽฏ Paikady mazava, tanjona tokana: ny hanjakazakanโ€™ny fandriampahalemana maharitra aminโ€™ny Faritra Atsimo Atsinanana.
Tafiditra ao anatinโ€™izany ny fanamafisana ny fisafoana, fanatsarana ny tambajotra fifandraisana eo aminโ€™ny andrim-piarovana sy ny vahoaka, ary fandrindrana hentitra kokoa aminโ€™ireo vondrona miandraikitra ny filaminam-bahoaka.
Nanambara i Lt Col Kotomanjarisoa fa โ€œtsy maintsy miverina aminโ€™ny laoniny ny filaminana, ary andraikitry ny zandary ny mitondra izany ho zava-misy. Mila fiaraha-mientana sy fandraisana andraikitra hentitra avy aminโ€™ny rehetra izany.โ€

Related Post

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao aminโ€™ny FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra taminโ€™ny fanentanana…

๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€ : ๐๐€๐Œ๐๐€๐…๐€๐๐“๐€๐‘๐ˆ๐๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐€๐๐˜ ๐๐˜ ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐ƒ๐ˆ๐‡๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐ˆ๐™๐€๐˜ ๐๐€๐“๐€๐Ž๐’๐๐˜ ๐‚๐‘๐Ž๐ˆ๐— ๐‘๐Ž๐”๐†๐„ ๐‡๐ˆ๐€๐“๐‘๐„๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐ˆ๐•๐Ž-๐ƒ๐Ž๐™๐€

Posted by - fรฉvrier 14, 2025 0
๐‘ต๐™–๐’•๐™ค๐’๐™ค๐’•๐™ง๐’‚ ๐’‚๐™ฃ๐’…๐™ง๐’๐™–๐’๐™ฎ ๐™ฉ๐’‚๐™ค ๐™–๐’Ž๐™ž๐’’๐’๐™ฎ ๐™๐’๐™ฉ๐’†๐™ก๐’š ๐‘ฝ๐™€๐’๐™Š ๐˜ฝ๐‘ฌ๐˜ผ๐‘ช๐™ƒ ๐’๐™ฎ ๐™ซ๐’๐™ ๐’‚๐™ฉ๐’“๐™ฎ ๐™ฃ๐’š ๐’‡๐™–๐’๐™–๐’…๐™ž๐’‚๐™๐’‚๐™™๐’Š๐™–๐’๐™– ๐™ž๐’›๐™–๐’š ๐’๐™–๐’•๐™–๐’๐™ฃ’๐™ฃ๐’š ๐‘ช๐™ง๐’๐™ž๐’™ ๐’“๐™ค๐’–๐™œ๐’† ๐‘ด๐™–๐’๐™–๐’ˆ๐™–๐’”๐™ฎ ๐™ข๐’Š๐™ ๐’‚๐™จ๐’Š๐™ ๐’‚ ๐’๐™ฎ ๐™›๐’Š๐™–๐’•๐™ง๐’†๐™๐’‚๐™ฃ๐’‚ ๐’๐™ฎ…