AMBOHIMAHASOA : FANJAKANA MANAKAIKY VAHOAKA.

218 0
Hopitaly manara-penitra ahitana efitra 98 , manana Sampan’asa 10. Ahitana ny Fitsaboana nify,Fandidiana, fameloman’aina, fiterahana fivarotam-panafody, sns… Izany hoe ampy handraisana ireo karazan’aretina rehetra ity hopitaly manara-penitra ity.
Hamaly ny filan’ny mponina ity satria tsy voatery mandeha lavitra ontsony oreo mponina fa vita eto Ambohimahasoa avokoa ny fitsaboana.
Hisy ny fandraisana mpiasam-panjakana , eo amin’ny lafiny ara-pahasalamana, hanatevin-daharana alin’ireo hopitaly vaovao ireo. Ho lahara-pahamehana amin’izany ny ao Ambohimahasoa.
Ho hetsehana ireo mpitsabo rehetra ato amin’ny Faritra sy ny avy any Antananarivo , hijery manokana,ary hanaoavana mission speciale , ho enti-miady amin’ny tazomoka izay mamely any Ikongo.

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐘 𝐌𝐈𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐀𝐊𝐀

Posted by - juin 1, 2025 0
𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗼𝗮 𝗻𝗼 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗺𝗮𝗿𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗱𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 Notanterahina tao amin’ny kaominina ambaniohitry Befasy ny sabotsy faha 31 Mai…