VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

290 0
๐•๐Ž๐๐‰๐„๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐€๐๐€๐Š๐Ž๐Œ๐๐˜ ๐…๐€ ๐€๐“๐€๐Ž๐’๐๐˜ ๐ƒ๐€๐‡๐€๐‹๐Ž ๐“๐€๐Œ๐๐ˆ๐Œ-๐๐€๐‘๐€๐•๐€๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐…๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€ ๐Œ๐Ž๐๐ˆ๐๐€
 
๐Ÿ“Œ Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro, Distrika Ambatofinandrahana,) fa nidiran’ny dahalo mirongo basy taminโ€™ny Telo ora maraina ,araka ny fampitam-baovao avy eny an-toerana dia nataon’ny dahalo tampim-baravarana ireo mpifindra monina ireo ka tsy afaka nivoaka ny trano tokony ho tamin’iny Telo ora maraina ,
 
๐Ÿ“Œ Ary Dia lasan’ny dahalo daholo ny omby rehetra t@n’io tanร na Io efa Zao maraina izao vao niala ireo dahalo nanao tampim-baravarana Io fa ny omby efa lasa lavitra .
 
๐Ÿ“Œ Eto dia manainga ny mpitondra fanjakana mahefร  hijery akaiky izao toe- javatra izao fa sahirana n’y mponina .
Ampitapitao sy partageo.
Nangonin ‘Lay Mahintsy
โ’ธ Andre Razafimahatradraibe

Related Post

Ady aminโ€™ny famarinanโ€™olombelona sy asa an-tery mifandraika aminโ€™ny fanandevozana

Posted by - novembre 5, 2025 0
๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐…๐€๐๐€๐‘๐€๐‘๐€๐Ž๐“๐€๐๐€ ๐“๐„๐‘๐€-๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐Ž๐•๐ˆ๐๐€ ๐€๐’๐€ ๐€๐-๐“๐„๐‘๐ˆ๐•๐Ž๐™๐Ž๐๐€ ๐“๐€๐๐˜ ๐‚๐€๐Œ๐๐Ž๐ƒ๐†๐„ : ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ ๐ˆ๐‘๐€๐˜ ๐•๐Ž๐€๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐๐Ž๐‹๐ˆ๐’๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐‘๐„๐๐„๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐„๐…๐€ ๐๐ˆ๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ ๐€๐Œ-๐๐Ž๐๐‰๐€. Ady…