𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – 𝗒π—₯π—œπ—‘`𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗠𝗕𝗒𝗔π—₯𝗔𝗑𝗔 π—™π—”π—‘π—”π—žπ—” π—žπ—œπ—Ÿπ—”π—‘`𝗑𝗬 𝗔𝗙𝗒 𝗧𝗔𝗒 π—”π—‘π—”π—§π—œπ—‘`𝗑𝗬 𝗙𝗒𝗧𝗒𝗔𝗑𝗔 𝗙𝗒𝗛𝗬

461 0
✦Kila tsy misy azo ampisaina fitaovana lafo vidy ireto rehefa nisehoana hain-trano ny toerana nisy azy ao Ankiakabe kaominina Ambanivohitra Ambalakirajy distrikan`i Mandritsara.
Alin`ny alatsinainy 11 novambra tokony tamin`ny 2 ora maraina teo no nitranga ny voina ka nahamaizana fitaovana fanamboarana fanaka ireto. Milina isankarazany no tsy nisu azo raisina, fatiantoka tanteraka no atrehin`ny tompony, tapaka ny asa fihariana. Misanda any ho any amin`ny 40 tapitrisa ny zavatra potika, vinavinain`ny fokonolona ho nisy nandoro ny toerana ka tsy fantatra hatreto ny tompon`antoka.
Avy hatrany nandray fepetra ny fokonolona, nanao tsipaipaika ho an`ny potika fananana ary hanao andrimasom-pokonolona ihany koa.
Nangonon’i Claudio

Related Post

𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π€ππ˜ π’π˜ 𝐍𝐘 π’π„π‡π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππˆπ“π€πŒ-ππ€πŽπ•π€πŽ

Posted by - janvier 21, 2025 0
πŽπŒπ„ππ€ π…πˆπŽπ…π€ππ€ππ€ πŒπ€π‡π€πŠπ€π’πˆπŠπ€ « 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π€ππ˜ π’π˜ 𝐍𝐘 π’π„π‡π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππˆπ“π€πŒ-ππ€πŽπ•π€πŽΒ Β» πˆπ‘π„πŽ πŒππ€ππ€πŽ π†π€π™π„π“π˜ π€π•π˜ π€ππ˜ π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ π’π˜ πŒπ€ππ€ππ‰π€π‘π˜ 𝑨𝑴𝑩𝑨𝑻𝑢𝑳𝑨𝑴𝑷𝒀 21-24…