๐๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ mifanaraka amin’ny voarakitra ao amin’ny Drafitra Fampandrosoana ny Faritra Anรดsy, mifanaraka amin’ireo voafaritra ao anatin’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana sy araka ireo vina sy velirano napetraky ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, dia manatanteraka atrik’asa momba ireo asa vita tato anatin’ny Faritra Anรดsy nandritra ny enimbolana voalohany ho an’ity taona 2024 ity, ireo Tale sy Lehiben’ny Sampandraharaha samihafa eto anivon’ny Faritra izay tarihin-dRamatoa Governora Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA.
Tao anatin’ny adihevitra sy fifanakalozan-kevitra nandraisan’ny rehetra anjara no nanatanterahana izao atrik’asa izao, izay namaritana sahady ihany koa ireo asa miandry amin’ny fe-potoana manaraka.