Toamasina: Hatsaraina ireo lala-m-pasika be mpivezivezy eto Toamasina.

180 0
Natomboka tao Tanamakoa ny asa androany,ka ny Governoran’ny Faritra Mpisolo toerana,Atoa Andry Rakotovao no nitarika izany asa izany. Amin’ny alalan’ireo Fiara be ,izay nomen’ny Fitondram-panjakร na ho an’ny Faritra Atsinanana, no anamboarana ireo lalana ireo.
๐Ÿ‘‰ Koa satria ilaina ny mifanome tanana amin’ny fampandrosoana,dia niraisin’Atoa ALAIN Andriafanomezantsoa ( ZOKY ALAIN) an-tanana ny famatsiana solika an’ireo fiarabe ireo, mba hanafainganana ny asa.
Mba hiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana dia hanome lampe cobra hanazavana io lalana io ihany koa ny tenany.
๐Ÿ‘‰ Marihana moa fa manomboka eo amin’ny bazary tanamakoa ka mivoaka ao Tanambao fahadimy ity lalana asiam-panamboarana ity,ary mbola hotohizana amin’ny toerana hafa.

Related Post

๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ; ๐Ž๐๐† ๐’๐€๐‡๐ˆ ๐“๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ—๐Ÿ•% ๐“๐€๐๐‰๐Ž๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - novembre 15, 2024 0
๐‘ต๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’Œโ€™๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ ๐‘บ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 15 ๐‘ต๐’๐’—๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’† 2025 ๐’Œ๐’‚…