Toamasina: Hatsaraina ireo lala-m-pasika be mpivezivezy eto Toamasina.

252 0
Natomboka tao Tanamakoa ny asa androany,ka ny Governoran’ny Faritra Mpisolo toerana,Atoa Andry Rakotovao no nitarika izany asa izany. Amin’ny alalan’ireo Fiara be ,izay nomen’ny Fitondram-panjakΓ na ho an’ny Faritra Atsinanana, no anamboarana ireo lalana ireo.
πŸ‘‰ Koa satria ilaina ny mifanome tanana amin’ny fampandrosoana,dia niraisin’Atoa ALAIN Andriafanomezantsoa ( ZOKY ALAIN) an-tanana ny famatsiana solika an’ireo fiarabe ireo, mba hanafainganana ny asa.
Mba hiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana dia hanome lampe cobra hanazavana io lalana io ihany koa ny tenany.
πŸ‘‰ Marihana moa fa manomboka eo amin’ny bazary tanamakoa ka mivoaka ao Tanambao fahadimy ity lalana asiam-panamboarana ity,ary mbola hotohizana amin’ny toerana hafa.

Related Post

πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€ -πˆπ•πŽππ†πŽ: π“πŽπ‡π€ππƒπ‘π€ππŽ π“π„π‹πŽ ππ€π“π€πŽ π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€ππ€ π•πŽππ‰πˆπŒπ€πˆπŠπ€ π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ€πŒππ€ππ€.

Posted by - fΓ©vrier 23, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€ -πˆπ•πŽππ†πŽ: π“πŽπ‡π€ππƒπ‘π€ππŽ π“π„π‹πŽ ππ€π“π€πŽ π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€ππ€ π•πŽππ‰πˆπŒπ€πˆπŠπ€ π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ€πŒππ€ππ€. — Miakatra 150ha ny tanim-bary voatondraka ankehitriny, ny…