FAMATSIANA RANO FISOTRO MADIO ATO MENABE NANATANTERAKA FANADIHADIANA HO A N’IREO FOTODRAFITR’ASA NY FISITRAHAN’NY MPONINA RANO FISOTRO MADIO ATO MENABE NY ONG SAHI

220 0

Nampafantarina omaly teto Morondava moa ny vokatr’izany fanadihadiana izany izay nataon’ny ONG SAHI tanatin’ny efa-bolana novatsian’ny UNICEF vola ka nisaotra ny ONG SAHI sy ny UNICEF ny talem-paritry ny rano ato Menabe satria dia zava-dehibe ho any fitaleovam-paritra sy ny faritra Menabe ny tahirin-kevitra sy antotan’isa vokatr’izao asa nataon’ny ONG SAHI izao.

RA PA 01/10/25

Related Post

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀𝐇𝐀𝐍`𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐇/𝐒𝐈𝐃𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀

Posted by - février 20, 2024 0
𝐅𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀𝐇𝐀𝐍`𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐇/𝐒𝐈𝐃𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 – 𝐍𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚𝐛𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢-𝐦𝐢𝐟𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐭𝐲  …