Tsy afaka miala @ fivoaran’ny tekinaolojia sy ny fanantontolona itsony isika eto Madagasikara fa indrindra ireo mpianatra hoamin’ny filan’izy ireo eo @ izay sehatry ny fampianarana izay.
Ny tanjona @ ity fampianarana ity Dia ny ahafehezan’ny ankizy sahady ny fikirakiraina ny solosaina fa indrindra ny resaka « codingΒ Β» ary ihany koa ny fidiran’ny ankizy Malagasy ao anatin’ny tontolo nomerika tanteraka.
Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy tao amin’ny kaominina Ivato Centre Distrika Ambositra Fokontany Ambalalehibe Ny hariva ny alahady 16 jona tokony ho…
Raha ny fadaharm-potoana navoakanβny ministeranβny fanabeazam-pirenena dia ny alatsinainy faha sivy ny volana septembre teo no tokony hanomboka ny taom-pianarana…