TELMA MADAGASCAR : MARO BE IREO ANKIZY HISITRAKA FIALANTSASATRA NOMERIKA 2024

360 0
πŸ›‘ Tsy afaka miala @ fivoaran’ny tekinaolojia sy ny fanantontolona itsony isika eto Madagasikara fa indrindra ireo mpianatra hoamin’ny filan’izy ireo eo @ izay sehatry ny fampianarana izay.
β›” Mahazo tombony kokoa ny ankizy Mbola Kely kanefa mahavoafehy sahady izay tontolo nomerika izay;Noho ireo antony ireo dia manantanteraka ilay atsoina hoe « PROGRAMME HOLI’DEVΒ Β» ny Telma Madagascar sy ny ONG CoderDojo ary ny Maison du numΓ©rique Antananarivo @ ity fialantsasatra ity.
β­•Ny tanjona @ ity fampianarana ity Dia ny ahafehezan’ny ankizy sahady ny fikirakiraina ny solosaina fa indrindra ny resaka « codingΒ Β» ary ihany koa ny fidiran’ny ankizy Malagasy ao anatin’ny tontolo nomerika tanteraka.
❌Maro be ireo sekoly hisitraka ity fampiofanana ity fa ny sekoly epp 67h aloha no nisantatra izany ny 10 jolay 2024 etsy @ Maison numérique Antananarivo Ambatonankanga; raha toa ka ihitatra tsikelikely izany.
🚫 Ny sivana takian’ny mpikarakara kosa dia ireo ankizy izay vao afaka fanadinam-panjakana CEPE lasa teo.
♦️Zakan’ny sain’ny ankizy tsara ireo fampianarana rehetra hita ao anatin’ny Β Β» HOLI’DEV Β Β» izay atao mandritra ny roa volana (Jolay sy Aogositra) ka tsisy tokony hamapanahy ireo Ray amandreny.
❌❌ Tsara ny mampahafantatra fa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanakalazan’ny TELMA MADAGASCAR ny faha 20 taonany ity hetsika ity.❌❌
Nangonin’i Malala Tsaroana
βŒ¨οΈπŸ“Έ TELMA

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…

πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ | Manodidina ny 60 ireo vehivavy nahazo fiofanana

Posted by - mai 28, 2025 0
πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π“π„πŠππˆπŠπ€ π’π˜ π…π€πŒππˆπŽπ…π€ππ€ππ€ π€π‘π€πŠ’𝐀𝐒𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€ 𝑡𝑰𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑭𝑰𝑢𝑭𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑴𝑨𝑯𝑨𝑲𝑨𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑡𝒀 𝑴𝑢𝑭𝑢𝑴𝑨𝑴𝒀 𝑰𝑹𝑬𝑢 𝑭𝑰𝑲𝑨𝑴𝑩𝑨𝑡𝑨𝑴-𝑩𝑬𝑯𝑰𝑽𝑨𝑽𝒀 α΄€ΚŸα΄€Κ€α΄Κ™Ιͺα΄€…