𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔 : 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 𝘁𝗿𝗮-𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗲𝘇𝗮𝗻𝗶, 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟯 𝟬𝟬𝟬 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮

Posted by - février 22, 2026

Taorian’ny nandalovan’ilay rivodoza mahery vaika Gezani dia nanatanteraka hetsika fanohanana ho an’ireo ankizy mpianatra tra-boina any Toamasina ny fikambanana Làlan’i Madagasikara. Nitarika izany ny Mpandrindra Nasionaly, Atoa Fenofitondrana Rakotozanakajy, izay niaraka tamin’ny ekipany nizara fitaovam-pianarana ilaina andavanandro, toy ny cahier sy stylos (mainty, mena ary manga), ary koa “kits solaires” ahafahan’ireo ankizy mamahana finday amin’ny

TOAMASINA: Toy ny fanao isan-taona dia notanterahina omaly, ny fivoriana niarahan’ny Mpitsara  sy ny Officiers de police Judiciaire(OPJ).

Posted by - mars 21, 2024

Nitarika izany ny Lehiben’ny Fampanoavana eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Atoa Vahiny Yvi SANDRO. Fanatsaràna hatrany ny fomba fiasa ,fanaovana tomban’ezaka ny zava-bita ary fanatsarana ny  fifandraisana eo amin’ireoOPJ sy ny Mpitsara no tanjona. Nambaran’ny  Lehiben’ny fampanoavana,fa hamafisina ny  paik’ady rehetra iadiana amin’ny trangana fanolanana sy ny tsy fandriam-pahalemana.Tsy  tsy maintsy tazonina na giazana  ireo

Colonel Ranaivoarison Theodule | Nanolotra kidoro hampiasain’ny Zandary

Posted by - février 10, 2024

Toamasina: Nanolotra kidoro hampiasain’ny Zandary miasa amin’ny Poste Fixe ,ny Kaomandin’ny CIRGN Toamasina,Colonel Ranaivoarison Theodule.   📌 Poste Fixe miisa efatra no efa nanaterana kidoro omaly, dia ny tao Fanandrana,Antetezantona,Ambalamanasy,ary Antetezambaro ka ny Chef d’EscadronArthur Ramanantseferaa, Kaomandin’ny vondrotobim-paritry ny zandarimaria Toamasina ,no nanatitra izany,araka ny iraka izay nampanaovin’ny Kaomandin’ny CIRGN Toamasina azy.   📌 Nisy

TOAMASINA : Tafatsangana ny « Cellule de contrôle interne et de la restauration des disciplines « 

Posted by - février 10, 2024

TOAMASINA : Tafatsangana ny « Cellule de contrôle interne et de la restauration des disciplines  » eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.   📌 Izy io dia rafitra iray najoro,mba hanentana ny tsirairay mba ho mendrika ara-pitondrantena eo ampanatanterahana ny asany amin’ny ankapobeny,ho fisorohana ny kolikoly. Voakasik’izany ihany koa ireo Pôlisy.   📌 Nanatanteraka fidinana ifotony

Fokotany Ambodisiny, sy Ambodisaina, Kaominina Amboditandroho,Distrikan’ny Toamasina II

Posted by - février 9, 2024

📌 Natao androany faha 9 febroary 2023 ny lanonanana,ho fanolorana ny salotr’aina ,ho an’ireo mpanjono miisa 190. « Vokatry ny fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toe-karena manga miaraka amin’ny mpiara-miombon’antoka. Ankoatra izay dia misy ny tantsoroka ara-teknika ,ka nomena fiofanana mandritran’ny telo taona ireo mpanjono mba ho matihanina amin’ny fampiahara ireo teknikam-panjonoana manara-penitra .   📌

TOAMASINA : Misy hatrany ny vokatra azon’ny Pôlisy mandritran’ny fanaovana fisafoana andro sy alina.

Posted by - février 9, 2024

📌 Nanamarika ny Commissariat Central Toamasina ny fahatratrarana lehilahy iray mpanendaka,izay nahatratrarana antsy lava iray miampy telepjone halatra tamin’ny lalam-pasika ambadiky ny gare routière Tanambao V ,ny 09 febroary 2024 tamin’ny 01 ora maraina.   📌Nisy namany roa hafa kosa no tafatsoka. Rehefa natao ny fanadihadiana dia hita ny tompon’ilay telephone fa tovovavy iray nohedahin’izy

Toamasina | Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena

Posted by - février 7, 2024

📌Resaka fandriam-pahalemana ny resaka eto: Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena ,ary ny Tale iraisam-paritry ny angovo.   📌Efa misy ny paik’ady hapetraka, mba hampihenana ireo trangana tsy fandriam-pahalemana eo anivon’ny fokotany. Ny Pôlisy manao fisafoana,manampy ny andrimasom-pokon’olona,ary ny Fitaleavana iraisam-paritry ny angovo, hanome jiro hanazavàna ny tanana.   🆔

Raharaha famonoana an’i RISCO: Nidoboka am-ponja ao Ambalatavoangy ilay Délegué an’ny Kaominina Andasibe,Vavatenina.

Posted by - février 1, 2024

Raha tsiahivina ny zava-nisy,tamin’ny volana oktobra 2023,dia namoy ny ainy i RISCO rehefa nalain’io Delegué io tao amin’ny trano fonenany ka notazoniny tao amin’ny Biraon’ny Kaominina.   « Voatonon-tonona ho mpiray tsikombakomba tamina andian-jatovo mpifoka rongony sy mpamaky trano ilay tovolahy antsoina hoe RISCO IO.   Raha nahare izany ny Délégué avy tao Andasibe dia tonga

Zandarimariam-pirenena | Mitaky asa feno ezaka amin’ny tsirairay ny Foibem-pibaikona

Posted by - janvier 30, 2024

📌 Araka ny toromarika azo avy any amin’ny foibem-pibaikona ny zandarimariam-pirenena, manolonana ny politika ankapoben’ny fanjakana, amin’ny lafiny filaminana sy fandriam-pahalemana (tanjona tratrarina manditra ny 100 andro) dia nampivory ny mpiara-miasa rehetra ny Kolonely, Théodule RANAIVOARISON, Komandy ny CIRGN Toamasina, androany alatsinainy maraina faha 29 janoary 2024, nanomboka tamin’ny 08 ora.    Fintin-dresaka : 🔹

Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana

Posted by - janvier 29, 2024

📌 Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana ka hasiam-panatsaràna ny carreaux itoeran’ny seza.   📌 Izany no asa nosafidin’ny Kristianina hatao,amin’izao fanaovana ny hetsika « Pôketra misokatra andiany fahatelo ».   📌 Nitondra ny anjara biriky amin’izany ny Antoko Hiarak’Isika eto Toamasina izay notarihin’Atoa Tovoniaiko Arnault ka nanolotra simenitra 15 lasaka androany.