Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana

247 0
📌 Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana ka hasiam-panatsarĂ na ny carreaux itoeran’ny seza.
 
📌 Izany no asa nosafidin’ny Kristianina hatao,amin’izao fanaovana ny hetsika « PĂ´ketra misokatra andiany fahatelo ».
 
📌 Nitondra ny anjara biriky amin’izany ny Antoko Hiarak’Isika eto Toamasina izay notarihin’Atoa Tovoniaiko Arnault ka nanolotra simenitra 15 lasaka androany.
 
🆔 Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post