OBSERVATOIRE DE L’ EAU HAUTE MATSIATRA AMBONY. (OREHM)

Posted by - février 7, 2024

📌 Natsangana eto amin’ny Faritra ary nampahafantarina androany teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny fehezan-dalàna handrafetana ny Observatoire de l’Eau , Région Haute Matsiatra (OREHM); handraisan’ireo mpisehatra marolafy anjara, ahitana ny avy eo anivon’ny Faritra, ny fiaraha-monim-pirenena,ireo ONG, Tetik’asa/Fandaharan’asa maro misehatra amin’ny rano,sns… 📌 Araka ny fantatra dia hivoaka tsy ho ela ny lisitr’ireo mpikambana handrafitra

Fambolen-kazo teto Camp Robin

Posted by - février 4, 2024

📌 Nanatanteraka n’y Fambolen-kazo ny vahoaka ny Camp Robin tsy fidy tsy avahana anio Alakamisy 01 février 2024 tao Andamaka. Isaorana ianareo mpitandro Filaminana, ny mpiasan’ny fahasalamana, ny ao am fampianarana, ny skoto, ny fikambanam-behivavy, ny soa miraidia sy ireo mpianatra amnin’ny fiaraha mientana. Soa nahatontosa ny adidy aby.   📌 Samy hotahin’Andriamanitra aby Dia

𝐋𝐀𝐒𝐈𝐁𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐕𝐎𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐕𝐀𝐎 𝟏𝟖 𝐌𝐎𝐍𝐉𝐀.

Posted by - janvier 9, 2024

𝐋𝐀𝐒𝐈𝐁𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐕𝐎𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐕𝐀𝐎 𝟏𝟖 𝐌𝐎𝐍𝐉𝐀. — Distrika Ambohimahasoa, Omaly t@3 ora tolakandro, tao Ambalanonoka, fkt Miadakofeno Kaominina Morafeno. Tovolahy iray sahabo ho 18 taona, mpianatra ao amin’ny CEG Ankafina Tsarafidy,no maty nilatsahampotaka ihany koa, niaraka t@ tao Manandroy, omby iray ihany koa no fantatra fa maty niaraka tamin’ io Tovolahy io. Raha