Tsy mora ny manao zavatra fa sady mitaky finiavana sy fotoana ary faharetana…
Ny 80 % amin’ny fanatsarana ny fotodrafitrasa ao Fianarantsoa no vita
Soloina ny andrinjiro (poteau en béton), ireo rehetra vita tamin’ny hazo, mitondra herinaratra 63 KV, mampitohy an’i Ranomafana sy Fianarantsoa,
Miisa 30 ireo « portiques » no soloina, toy izany koa ireo tariby mitondra 20 KV amin’ny Distrika miisa 8.
Izao dia tafiditra amin’ny Tetikasa « Projet National de Réhabilitation Phase 1 », sy fanatanterahana ny Toromarika tontosaina ao anatin’ny 100 andro.
Nidina ifotony nijery ny fandrosoan ‘ny asa teto Talata Iboaka Fianarantsoa ny teo anivon’ny DIEH Fianarantsoa sy ny solontenan’ ny JIRAMA ny 9 Janoary 2024.
⏩Notanterahina nandritrin’ny dimy andro teto amin’ny renifohitry ny faritra Menabe tao amin’ny Espace Chris Morondava ny atrik’asa nokarakarain’ny ministeran’ny fahasalamana…
Ankatoka fiatrehana fahavaratra izao dia miroso amin`ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-6 fanojo ao Mampikony sy Maromandia ny governoran`ny faritra Sofia…
Antsiafabositra-Maevatanàna: Mpianatra ao amin’ny EPP, CEG, Lycée no nihetsika am-balavelona. Nanaitra ireo Ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mponina any an-tampon-tanàna…
Toamasina : Feno fankasitrahana ny fitondram-panjakàna ny mponina ao Morarano,manoloana ny fahavitan’ny lalana avy eo amin’ny 4 Chemins Morarano hatrany…