Soanierana Ivongo : Mbola tsy mitsahatra ny orana

57 0

📌 Nanomboka ny Asabotsy tokony tamin’ny 5ora tolakandro , ka hatraminy Alahady maraina izao . Raha ny fahitana azy dia mbola tsy hahitana masoandro ny tontolonandro androany. Efa miakatra ny ranompotaka ao aminy fokontany Andatsadrano sy ireo hafa izay toerana hita iva.

🆔 Nangonin’i Brudo Raseta

Related Post