FANOMEZAM-BONINAHITRA SY FANAOVANA VELOMA FARANY ANโ€™I RADONA

367 0

๐Ÿ“Œ Natao teto aminโ€™ny Fiangonana EKAR SAINTE THERESE DE Lโ€™ENFANT JESUS ISOTRY no  nanotrona farany anโ€™i Radona sy ny fianakaviana.

๐Ÿ“Œ Tonga nanatrika sy nankahery ihany koa ny avy ao aminโ€™ny Ministeran ny Kolontsaina sy ny Serasera, izay notarihโ€™Andriamatoa Minisitra Augustin ANDRIAMANANORO, ary notroninโ€™ireo Mpihira Gasy maro, nahitana ireo vao misandratra, teo ihany koa ireo Mpihira madinika sy efa manana ny lazany tahaka ny Tarika Rossy, sns โ€ฆ

๐Ÿ“Œ Rehefa vita ny fotom-pivavahana ho fangatahana ho fialan-tsasatra ny fanahiny, dia niroso taminโ€™ny mari-boninahitra hoanโ€™ny RAFALISON Joachin ho eo aminโ€™ny laharana ยซ Chevalier de lโ€™ordre Malagasy ยป ny fandaharam-potoana, ka ny Minisitra Augustin ANDRIAMANANORO, izay misolon-tena ny Filoham-pirenena no nanolotra anโ€™izany.

๐Ÿ“Œ Rehefa izany, dia nirona nanatitra ny vatana mangatsiakโ€™ity Kitanโ€™ny Hiragasy ity hanatitra azy any Mandrosoa Morarano Antongona ny rehetra.

๐Ÿ“Œ Tiana ny mampahafantatra fa i Radona na i RAFALISON Joachin dia anisanโ€™ny angady nanana sy vy nahitana ny nahatadfiditra ny Hiragasy ho Harem-bakoka iraisam-pirenena, arak any filazanโ€™i Rossy teo am-pandraisana ny fitenenana nataony.

๐Ÿ’—๐Ÿ’—Mandria am-piadanana.๐Ÿ’—๐Ÿ’—

๐Ÿ†” Nangonin’Lay Mahintsy

Related Post

๐—Ÿ๐—ฌ๐—–๐—˜๐—˜ ๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—˜ ๐— ๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐——๐—”๐—ฉ๐—” ๐—›๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—™๐—™๐—œ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—œ๐— ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ

Posted by - septembre 9, 2024 0
๐‘จ๐’“๐’‚๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’…๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ 2024-068 ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š 23 ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’๐’‚๐’“๐’š 2024 ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Ž๐’Š๐’•๐’‚๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐‘ฌ๐‘ญ๐‘ญ๐‘ฐ ๐’†๐’๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ฌ๐‘ท๐‘ท ๐’”๐’š ๐‘ช๐‘ฌ๐‘ฎ…