Raharaha famonoana an’i Tompokolahy Tahiana.

159 0
Raharaha famonoana an’i Tompokolahy Tahiana.
 » Tsy ho afa-bela fa tsy maintsy handray ny valin’asany ireto nahavanon-doza ireto » hoy ireo Mpitandro ny Filaminana izay nitafa tamin’ny Mpanao Gazety androany.
🔹 Raha ny fantatra dia misy olona hafa ihany koa tonga hanao fitoriana mahakasika azy roa lahy ireto. Izay olona efa avy nanaovan’izy ireo ny asa ratsiny.

Related Post

TOLIHO SAKARAHA |SAKARAHA

Posted by - juillet 13, 2024 0
Firaisankina no hoentina hampandroso ny Faritra na Distrika iray ary fifanomezantanana. Tsy solombavambahoaka izay nifidy ahy aho hoy RAPHAEL Jean…