Nandalo raharaham-pitsarana naharitra ny fifanolanana teo amin’ny mpandova ny terak’i Rakotobe sy ireo fokonolona mivondrona ao amin’ny Fikambanana Mandrosoana Misitraka…
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…