TOLIHO SAKARAHA |SAKARAHA

450 0
Firaisankina no hoentina hampandroso ny Faritra na Distrika iray ary fifanomezantanana.
Tsy solombavambahoaka izay nifidy ahy aho hoy RAPHAEL Jean François Solombavambahoaka voafidy tao Sakaraha fa Misolovava ny Distrika iray manontolo, ka izay manohitra ny ho fampandrosoana ity distrika no fahavalonay.
Fidinana voalohany taorian’ny nahalany azy no nataony teto izao, izay nanararaotany nanaovana tatitra sahady amin’ireo vahoakan’i Sakaraha.
Nangonin`i Job

Related Post

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 : 𝐌𝐈𝐑𝐎𝐒𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐙𝐀𝐕𝐀 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘

Posted by - février 25, 2026 0
Antanifotsy, 24 Febroary 2026 – Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny fampandrosoana eny ifotony ny dinika notarihin-dRamatoa Ravaonirina Nathalie Sebastienne, Lehiben’ny Faritra…