Zaza 2 no maty tao amin’ny kaominina Ivato Centre izay ahiana ho ย ยป Peste biboniqueย ยป raha nahazo fitsaboana malaky kosa ny reniny
Mbola misy ny pesta ary voalohany Amoron’i Mania
Distrika Ambositra sy Manandriana no mbola ahitana ny tranga eto amin’ny faritra
Efa nisy didy navoakan’ny anivon’ny Prefektiora mahakasika ny fanadiovana nametrahana ny komity tamin’ny taona lasa saingy vitsy ny manatanteraka hany ka mbola tsy mety foana ny aretina
ย Ampy zay ny fanentanana koa hiroso amin’ny fanasaziana hoan’ireo Fokotany minia tsy manadio hoy ny eo anivon’ny OMC
๐๐๐ซ๐จ๐๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐… Manoloana ny fiparitahanโny aretina maso ao aminโny Faritra Boeny, dia tonga anio ary hiparitaka aminโireo tompim-pahasalamana…
Notontosaina teto Tsiroanomandidy renivohitry ny Faritra Bongolava, ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fandrindram-piterahana. Tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ka…