Paska Antsirabe

240 0
Paska Antsirabe
Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska,
saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra maro eto Madagasikara hitsangatsangana sy hijery ny hakanton’ny tanana.
 
Maro rahateo ny Toerana azo hitsangatsanganana raha ny eto Antsirabe manokana,toy ny eny Andraikiba ,tritriva sy ny maro samy hafa
 
Raha ny omaly alahady manokana izao dia nikija ny orana fa tsy nahasakana ny olona marobe tsy hijery ny fampisehoana nataon’ireo mpanakato isan_karazany izany
 
Nangonin’i Haintso Antsirabe
 

Related Post

TANTERAKA NY NOFINOFIN4IREO kAOMININA 08 NANDRITRAN4NY 20 TAONA MAHERY

Posted by - août 12, 2025 0
𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐈𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐕𝐀𝐙𝐎, 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐍𝐎𝐅𝐈𝐍𝐎𝐅𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐋𝐎(𝟎𝟖) 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐏𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝟐𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐄𝐑𝐘 Vita ny BAC…