𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π— π—£π—œπ—©π—”π—₯𝗒𝗧π—₯𝗔 𝗠𝗔π—₯𝗒 π— π—œπ—§π—”π—₯π—”π—œπ—‘π—” 𝗙𝗔 π—Ÿπ—”π—™π—’ 𝗑𝗬 𝗦𝗔π—₯𝗔𝗑`𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗠𝗕𝗒𝗔π—₯𝗔𝗑𝗔 π— π—œπ—­π—”π—‘π—”

298 0
Lafo loatra ny saran`ny fanamboarana mizana avy nandalo fitsirihana tamin`ny mpanaramaso ny varotra ato Sofia. Mitaraina ireo mpivarotra fa tena misy fanararaotana ny fanamboarana ny simba amin`ny mizana. Mandany 30.000 Ar hatramin`ny 60.000 Ar isaky ny mizana ny mpivarotra iray.
Tonga eto Mandritsara efa hateloana izy ireo manao fitsirahana izao. Nanambara ireo mpanaramaso ny varotra fa lafiny ara-teknika maro no ankana vola io izay tsy mazava amin`ny mpivarotra. Ankilany mitaraina ny tompony mizana amboarina fa tena mihoa-pampana ny vola alaina.
Akana 15000 Ar ny mizana tsy ahitana kilema, niova ho 10.000 Ar rehefa nanaovan`ny mpanao gazety fanairana omaly alakamisy 3 oktobra. Manaitra ny tompon`andraikitra ambony izy ireo.
Nangonin`i Claudio

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …