π•π¨π§π¨π§πš 𝐚𝐑𝐨, 𝐬𝐚𝐑𝐲 𝐚𝐑𝐨, 𝐑𝐨 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐒π₯𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐀𝐚𝐫𝐒𝐯𝐚,

83 0
Hoy ny Ben’ny Tanana an’Antananarivo Renivohitra ao amin’ny Takelaka manokana ahitana azy :
ary hihaino sy hiaraka hitady aminareo ny fomba rehetra hanarenana ny tanΓ na an’Antananarivo.
Olona tsotra aho, olon’ny fihavanana aho ary tsy manana fahavalo politika.
Ny ahy ny fahavaloko dia ny korontana, ny tsy fandriampahalemana ary ny fahantrana.
Matoky aho fa ho avy mamiratra ary tena ho rehareha ny tanΓ nan’Antananarivo mba ho modely amin’ny lafiny fitantanana sy ny fampandrosoana ary ny sosialy ka tsy hisy hadinoina na ho voahilikilika.
Koa manentana antsika rehetra tsy ankanavaka aho,ndao hifanome tanana hampandroso an’Antananarivo.
Satria Ahy,Anao,Antsika rehetra Antananarivo.
Raha tsiahivina dia ny Zoma 24 volana Janoary 2025 no nametrahana an’ity Ben’ny tanana vaovao hitondra ny tananan’i Renivitr’i Gasikara ity tamim-pomba ofisialy
Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post

π”½π•€π•‹π•Šπ”Έβ„π”Έβ„•π”Έ, ℕ𝕐 𝕆𝕃𝔸ℕ’ℕ𝕐 𝔹𝕆𝕂𝕐 ℝ𝕆𝕍𝕀𝕋ℝ𝔸

Posted by - avril 17, 2024 0
𝐀𝐨 πšπ§πšπ­π’π§β€™π§π² 𝐞𝐳𝐚𝐀𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 π’π¦πšπ¬π¨πšπ§β€™π§π² πŒπ’π§π’π¬π­πžπ«πšπ§β€™π§π² π…π’π­π¬πšπ«πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐟𝐒-𝐩𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐀𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐒𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 π¦π’πŸπšπ§ππ«πšπ²β€¦
Γ— Inona no azo hanampiana anao?