π“πŽππ†π€ π€ππ˜ 𝐀𝐁𝐔 πƒπ‡π€ππˆ 𝐍𝐘 π…πˆπ‹πŽπ‡π€πβ€™ππ˜ π…π€ππ€π•π€πŽπ™π€ππ€ π’π˜ 𝐍𝐘 πƒπ„π‹π„π†π€π’πˆπŽππ€ πŒπˆπ€π‘π€πŠπ€ π€πŒπˆππ˜

254 0
Efa tonga soa aman-tsara any Abu Dhabi, EmirΓ  Arabo Mitambatra, ny Filohan’ny Fanavaozana sy ireo delegasiona manaraka azy.
Anisan’ny tanjon’ity fitsidihana ity ny fandraisana anjara amin’ny Herinandron’ny Fampandrosoana Lovain-jafy (Abu Dhabi Sustainability Week – ADSW 2026), hetsika iraisam-pirenena manan-danja amin’ny sehatry ny fampandrosoana maharitra sy ny fanavaozana.
Tamin’ny fahatongavana teny an-toerana dia noraisin’i Cheikh Mohammed bin Rashid Al Maktoum, lefitry ny mpanjaka, Praiminisitra Lefitra sady Minisitry ny Fitantanam-bola ao amin’ny EmirΓ  Arabo Mitambatra, tamim-panajana sy fomba ofisialy ny delegasiona.
Nangonin’ Lay Mahitsy
˒ᡃʳʸ ⁿᡒᡗ˒ᢦᡐᡖᡒⁿᢦⁿᡃ ᡗᡉᡗᡒ ᡃᡐᢦⁿ’ⁿʸ ᡗᡃᡐᡇᡃᢻᡒᡗʳᡃ

Related Post

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…