NOHATEVENINA NY FITAOVANA FAMONJENA VOINA EO ANIVON’NY VONDRONA MPAMONJY VOINA

123 0
Nisitraka famatsiana ara-pitaovana roa sosona ny avy eo anivon’ny vondron’ny mpamonjy voina androany 03 Septambra hanatevenana ireo efa hananan’izy ireo.
Avy amin’ny mpiaramiombon’antoka any any ivelany :
πŸ‘‰EPI(Equipement de protection individuelle ) anjatony entina hiarovana ireo mpamonjy voina rehefa mian_tsehatra anaty afo, rano ary lozam_pifamoivoizana .
πŸ‘‰Fanamiana anarivony.
πŸ‘‰Β«Β Appareil respiratoire isolant « entina any amin’ny toerana amonjena voina tsy ahafahana miaina,sns…
Avy amin’ny Logistique PΓ©troliΓ¨re:
πŸ‘‰ Produit Γ©mulseur 700mΒ³ ahafahana miatrika « feu d’hydrocarbureΒ Β».
πŸ‘‰Siniben_drano 300mΒ³.
Entina hanatsarana sy hampivoarana ny asa famonjena voina eto Antananarivo sy ny manodidina ireto fanomezana ireto.
Andry iankinan’ny kaomina Antananarivo renivohitra ny Vondrona mpamonjy voina ka zavadehibe ny fanohanana azy ireo toy izao hoy ny PDS Harilala RAMANANTSOA.
Β Misy fiantraikany lehibe amin’ny fanatanterahan’izy ireo ny asany ny fahazoana ireto fitaovana ireto satria mitombo hatrany ny filΓ na hoy kosa ny lehiben’ny vondrona mpamonjy voina.
Nangonin’i M .Elvina

Related Post

TOBY KRISTY MANAFAKA IBORA | MPIOMANA 71 MIANADAHY NO VOATOKANA HO MPIANDRY TAMIN’NY TAONA ITY.

Posted by - aoΓ»t 14, 2024 0
ππ„π“π’π€πŠπ€ πˆπ‘π„πŽ πŽπ‹π€ππ€ π’π„πƒπ‘π€πˆπ’𝐍𝐘 π“πŽππ˜ πŠπ‘πˆπ’π“π˜ πŒπ€ππ€π…π€πŠπ€ πˆππŽπ‘π€ πŠπ€ πˆπ‹π€ππ˜ π…π€ππŽπŒπ„π™π€π-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€π•π˜ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π“π’πˆπ‘π€πˆπ‘π€π˜. πŒππˆπŽπŒπ€ππ€ πŸ•πŸ πŒπˆπ€ππ€πƒπ€π‡π˜ 𝐍𝐎 π•πŽπ€π“πŽπŠπ€ππ€ π‡πŽ…

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜ (𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚π₯𝐚𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐀𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐨𝐣𝐚𝐀𝐨𝐣𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐝𝐲 πšπ¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨…)   ✦Tovovavy iray…