NAMEHANA : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA 3 NARATRA MAFY

575 0
Tokony ho Ora iray lasa izay no nitrangan’ity LOZAM-PIFAMOIVOIZANA teto @ fkt Amorondria Namehana ( mitsofoka antsofinondry mivoaka lalam-baovao Ivato).
Lehilahy miisa 4 no tao anatin’ilay fiara 4*4 tsy mataho-dalana ary naratra mafy ny 3 t@izy ireo noho ilay fiara nivadibadika ( nisy tapaka ny tanan’izy ireo raha toa ka nahita ratra mafy ihany koa ny lohan’ny hafa).
πŸ›‘Raha ny nambaran’ny nanatry maso,fandehanana mafy no antony nahatonga izao loza izao.
β›” Noentina nihazo ny toeram-pitsaboana avy hatrany izy ireo hisitraka ny fitsaboana tandrify azy avy.
Nangonin’iΒ  Malala Tsa

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐅𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 amin’ny 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 11 π§π’πŸπšπ«π’π¦π›π¨π§πš 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚 π₯πšΜ€π₯𝐚𝐧𝐚 π¬π’π¦π›πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐍32 𝐛𝐒𝐬

Posted by - avril 18, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐅𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 amin’ny 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 11 π§π’πŸπšπ«π’π¦π›π¨π§πš 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚 π₯πšΜ€π₯𝐚𝐧𝐚 π¬π’π¦π›πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐍32 𝐛𝐒𝐬 (π‘΅π’‚π’π’‚π’Žπ’‘π’š π’Šπ’“π’†π’ π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ π’•π’‚π’Žπ’Šπ’`π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’•π’“π’†π’‰π’‚π’π’‚ π’Šπ’›π’‚π’π’š…