NOHATEVENINA NY FITAOVANA FAMONJENA VOINA EO ANIVON’NY VONDRONA MPAMONJY VOINA

242 0
Nisitraka famatsiana ara-pitaovana roa sosona ny avy eo anivon’ny vondron’ny mpamonjy voina androany 03 Septambra hanatevenana ireo efa hananan’izy ireo.
Avy amin’ny mpiaramiombon’antoka any any ivelany :
👉EPI(Equipement de protection individuelle ) anjatony entina hiarovana ireo mpamonjy voina rehefa mian_tsehatra anaty afo, rano ary lozam_pifamoivoizana .
👉Fanamiana anarivony.
👉« Appareil respiratoire isolant « entina any amin’ny toerana amonjena voina tsy ahafahana miaina,sns…
Avy amin’ny Logistique Pétrolière:
👉 Produit émulseur 700m³ ahafahana miatrika « feu d’hydrocarbure ».
👉Siniben_drano 300m³.
Entina hanatsarana sy hampivoarana ny asa famonjena voina eto Antananarivo sy ny manodidina ireto fanomezana ireto.
Andry iankinan’ny kaomina Antananarivo renivohitra ny Vondrona mpamonjy voina ka zavadehibe ny fanohanana azy ireo toy izao hoy ny PDS Harilala RAMANANTSOA.
 Misy fiantraikany lehibe amin’ny fanatanterahan’izy ireo ny asany ny fahazoana ireto fitaovana ireto satria mitombo hatrany ny filàna hoy kosa ny lehiben’ny vondrona mpamonjy voina.
Nangonin’i M .Elvina

Related Post

B I A N C O TOLIARA

Posted by - décembre 10, 2023 0
B I A N C O TOLIARA 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.  …

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…