π‹π€π‹π€πŽ 𝐀𝐑𝐀_𝐏𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 π“π„πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŒππ€ππ€πŽ π†π€π™π„π“π˜ π’π˜ 𝐍𝐘 π€π•π˜ π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππ“π’πˆπ“π€ππ„

154 0
Toy ny fanao isan_taona Dia nisintaka Kely teny amin’ny kianjan’ny CLI Vinaninkarena ny mpanao gazety sy ny mpiasan’ ny kaominina Antsirabe 1 nanatanteraka ny lalao ara_ panatanjahan_tena.
Tonga nanotrona ity fihaonana ity ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety teto vakinankaratra Andriamatoa Tsinjomahenina Ary Tonga teny antoerana ihany koa nanome voninahitra ny mpanao gazety ny ben’ny tanana teo aloha Sady mpifaninana amin’ny fifidianana kominaly hoavy izao Atoa RASAMIMANANA honore Gabriel
Nandresy tamin’ny isa 3 ny mpanao gazety raha toa ka 2 kosa ny mpiasan’ny kaominina Antsirabe 1
Nofaranana tamin’ny fiaraha misakafo sy kilalao maro isankarazany moa ity fiarahan’ny kaominina sy ny mpanao gazety ity ka ny masoandro mody no mampalahelo .
Nangonin’i Haintso Antsirabe

Related Post

Fikambanana TAHIO GN’ATEGNA | TOURNOI FOOT-BALL COUPE AOMBY MATAVY

Posted by - janvier 8, 2024 0
𝐅𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 π™πŽπŒπ€ πŸŽπŸ“ -𝟎𝟏-πŸπŸŽπŸπŸ’ | π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“π€π‡πˆπŽ 𝐆𝐍’𝐀𝐓𝐄𝐆𝐍𝐀 | π“πŽπ”π‘ππŽπˆ π…πŽπŽπ“-𝐁𝐀𝐋𝐋 π‚πŽπ”ππ„ π€πŽπŒππ˜ πŒπ€π“π€π•π˜ 𝐌𝐒𝐒𝐬𝐚 πŸ“ 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 π…π¨π€π¨π§π­πšπ§π² πŸπŸ’ 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚…