NANAO FANAMBARANA NY VOVONANA FIRAISANKINA

47 0
Ny 𝗩𝗒𝗑𝗒𝗑𝗔 π—™π—œπ—₯π—”π—œπ—¦π—”π—‘π—žπ—œπ—‘π—” no tena mpanohitra eto aminy firenena.
Tsy vaky ny 𝗩𝗒𝗑𝗒𝗑𝗔 π—™π—œπ—₯π—”π—œπ—¦π—”π—‘π—žπ—œπ—‘π—” araka ny fanambarana nataon’ireo Antoko politika mivondrona ao anaty vovonana FIRAISANKINA
Io maraina io no nivory tao Faravohitra ireo Mpitarikany Antoko mivondrona ato amin’ity vovonana Firaisankina
ity.
Nangonin’Lay Mahintsy

Related Post