Ministry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana | Nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’ny ankizy ao amin’ny Akany Avoko Bevalala

65 0
📌 Ho fanohizana ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy dia tonga nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’ny ankizy ao amin’ny Akany Avoko Bevalala ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana anio 17 Jona 2024.
✅Ho fanohana an’ireo ankizy hiatrika ny fanandinam-panjakana ary koa ho fanampiana ny Akany no antony izao mba ho fanantanterahina hatrany ny Andry voalohan’ny Fitondram-panjakana izay mitandro ny maha-olona.
Marihana fa ny Akany Avoko Bevalala sy Aambohidratrimo dia eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fitsarana ka efa maro ireo firaha-miasa natao.
Loharano nanovozana : Ministère de la Justice de Madagascar
 

Related Post

Nahazo Solosaina ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Ambositra.

Posted by - mai 26, 2024 0
𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀 𝐅𝐎𝐈𝐁𝐄 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 Zoma 24 mey 2024, ao anatin’ny ezaka…

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 : 𝐓𝐎𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐊𝐎𝐏𝐈𝐀 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐌𝐀𝐒𝐎𝐀

Posted by - juillet 24, 2024 0
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 : 𝐓𝐎𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐊𝐎𝐏𝐈𝐀 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐌𝐀𝐒𝐎𝐀 Ny zo hanana anarana…