Ivato Centre Distrika Ambositra | Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy

480 0
Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy tao amin’ny kaominina Ivato Centre Distrika Ambositra Fokontany Ambalalehibe
Ny hariva ny alahady 16 jona tokony ho tamin’ny 7 ora sasany no nitrangan’ny fanafihana Ankizy lahy 13 taona tokony hiatrika fanadinana cepe no maty lavon’ny balan’ireo jiolahy
Omby 8 no lasan’ireo tsy mahatody tamin’izany .
Tonga tany an-toerana ireo manapahefana teto Amoron’i Mania notarihin’ Atoa Governora sy Prefet nampahery ny manamanjo

Related Post

𝐄𝐅𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍-𝐉𝐈𝐑𝐎 𝐄𝐓𝐎 𝐒𝐀𝐁𝐎𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀

Posted by - décembre 8, 2023 0
𝐄𝐅𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍-𝐉𝐈𝐑𝐎 𝐄𝐓𝐎 𝐒𝐀𝐁𝐎𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀, 𝐌𝐀𝐑𝐎 𝐍𝐎 𝐁𝐎𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐎 𝐊𝐀 𝐀𝐇𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐋𝐎𝐙𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀   Mandry andriran’antsy…