VOAFIDY IREO SOLON-TENAN’NY ANTENIMIERAMPIRENENA EO ANIVON’NY HCJ

193 0

Notanterahina omaly 02 desambra 2024 ny fifidianana ireo solontena roa avy amin’ny Antenimierampirenena ho mpikambana eo anivon’ny Fitsarana Avo (Haute Cour de Justice) ka lany nandritra izany Andriamatoa ANDRIANIRINA Narcis, solombavambahoaka avy amin’ny Distrikan’i Mahabo sy Andriamatoa MAMINIRINA Jolce Emilien avy amin’ny Distrikan’i Manakara raha Ramatoa RABY Savatsarah Ain’Harimanga Gabrielle voafidy tao amin’ny Distrikan’i Farafangana, sy Andriamatoa RIVOTIANA Jean Bosco voafidy tao amin’ny Distrikan’i Lalangina no voafidy ho mpisolo toerana .

Nangonon’i RA PA

Related Post

Ny Kolonely Ratsimandrava Richard

Posted by - février 11, 2024 0
Ratsimandrava Richard dia miaramila sy mpitondra fanjakana malagasy, teraka tamin’ ny 21 Marsa 1931 tao Mangarivotra, Antananarivo ary maty tamin’ ny 11 Febroary 1975…