π Tonga nitsapa alahelo any Governoran’i Toliara ireo talem-paritra misy ato anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana noho ny fahalasan’ny Reniny niteraky azy.
π Nitarika ny delegasionina teto ny Prefektioran’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore AdorΓ© sy ny Mpanolotsaina manokan’ny Minisitry ny Filaminana anatiny ary ny Solontenan’ny filohan’ny Loholon’i Madaga Luc FINDRAMA.
π Nangonin’i Joachim Ambroise