π…πˆπ‹π€π-πŠπ„π•πˆπ“π‘π€ ππˆπ€π‘π€π‡π€ππ€ π“π€πŒπˆππˆπŒ’πˆπ‘π„πŽ π“π€π‹π„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 π€π“π˜ π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ

199 0
Notanterahina ny Talata 12 Martsa 2025 tao amin’ny toeram-pivorian’ny tranobe an’ny Kolontsaina sy serasera Ambatondrazaka ny « Premier conseils des directeurs rΓ©gionauxΒ Β» na filan-kevitra voalohany niarahana tamin’ireo talem-paritra ato anatin’ny Faritra Alaotra Mangoro.
Ankoatra an’ireo fivoriana fanao isam-bolana dia natao izao filan-kevitra izao nandinihana ireo raharaha maika ato anivon’ny ny prefektiora mahakasika ny fandriampahalemana ,ny fahasalama sy ny sosialim-bahoaka ary ny fanampiana ireo CTD amin ny asany.
Hitohy araka izany ny fanatanterahana izao filan-kevitra izao satria toromarika noman’Andriamatoa Ntsay Christian Praiminisitra lehiben’ny Governemanta ireo lehiben’ny fileovana manerana ny Nosy ny fanatanterahana azy hoy ny lehiben’ny fileovana Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA DieudonnΓ© izay nitarika ny io filan-kevitra io.
βœοΈπ‘³π’π’—π’‚ 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…