๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐Š๐€๐™๐Ž๐€๐Œ๐๐Ž | Manodidina ny 60 ireo vehivavy nahazo fiofanana

35 0
๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐Š๐€๐™๐Ž๐€๐Œ๐๐Ž
๐…๐ˆ๐“๐€๐‹๐„๐€๐•๐€๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐“๐„๐Š๐๐ˆ๐Š๐€ ๐’๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐Š’๐€๐’๐€ ๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐€
๐‘ต๐‘ฐ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ถ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ด๐‘ถ๐‘ญ๐‘ถ๐‘ด๐‘จ๐‘ด๐’€ ๐‘ฐ๐‘น๐‘ฌ๐‘ถ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ๐‘ด๐‘ฉ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ด-๐‘ฉ๐‘ฌ๐‘ฏ๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘จ๐‘ฝ๐’€
แด€สŸแด€ส€แดส™ษชแด€ 28 แดแด€ษช 2025, แด‡า“ษชแด›ส€แด€ษดแด แดแด€สŸแด€สŸแด€แด‹ส ษดส แด‹แด€แดแดษชษดษชษดแด€
๐Ÿ‘‰Fiaraha-miasa eo anivon’ny Fitaleavam-paritra, ary nohon’ny fangatahan’ny Atoa Ben’ny Tร nana no nahazoana izao fiofanana izao
๐Ÿ‘‰Hanampy ireo vehivavy amin’ny fampidiram-bola ao an-tokatrano, famoronana asa mba hisian’ny fampandrosoana no isan’ny anton’izao fanomezana fiofanana izao ary tsy hijanona eo fa hisy ny fanjohiana hataon’ny eo avy eo anivon’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa
๐Ÿ‘‰Manodidina ny 60 ireo vehivavy nahazo fiofanana ka ny ยซย Genoiseย ยป, ย ยป Cakeย ยป, ยซย Madelaineย ยป no nianarana izay fototra ihany fa anjaran’ireo mpisitraka no manitatra rehefa tena mahavoafehy hoy ny mpampiofana
๐Ÿ‘‰Mbola hitohy ny fiaraha-miasa hoy ny Ben’ny Tร nana ary hitatra hatrany amin’ny fampiofanana mahakasika ny savony, ny paty gasy hatramin’ny zaitra fa fanombohana ihany no mofomamy

Related Post