๐•๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ซ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š ๐ซ๐ž๐ฌ๐š๐ค๐š ๐‹๐†๐๐“

180 0
Namoaka didy mamaritra ny antsoina hoe vehivavy ny Fitsarana Tampony Britanika tamin’ny Alarobia teo.
Ny antsoina hoe ย ยป Vehivavyย ยป dia Izay vao teraka dia vehivavy ๐Ÿ˜€ (sexe) fa tsy ireo lehilahy sarombavy na nanova ny vatany ho vehivavy (transgenres) rehefa avy nameno Taratasy ( formulaire.)
Izany dia manohana ny fikambanana ยซย ๐—›๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ฉ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฆ๐—ฐ๐—ผ๐˜๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฑย ยป, izay nifanditra hatramin’ny taona 2018 tamin’ny governemanta Scottish.
Araka izany Tsy MAHAZO miditra any amin’ny foibe natokana ho ny tena vehivavy ny sarombavy sy ny transgenre….
Heverina ho toy ny Maty vady ireo vehivavy Efa nahavita mariazy tamin’ireo ireto sokajin’olona ireto

Related Post

FIER-MADA 2025

Posted by - aoรปt 12, 2025 0
FIER-MADA 2025 โ€“ Andiany faha-26 : Ambatovy manohana hatrany ny tanora mpandraharaha sy ny tantsaha eny ifotony Nanamarika indray ny…