FISORATA MPANAMBADIANY FAOBE FIANGONANA FJKM

654 0
Mpivady miisa 16 vita fisorata ara-panjakana ary 26 natao batisa avy aminy Fiangonana FJKM Fitandremana Ampasibola teto amin’ny kianja Andavaniobe izay tarihin’ny mpitandrina RASOLOMANANA SANDANOMENJANAHARY Aina Malala nandritra ny fivoriany fiangonana , ka ny Ben’ny Tanana Kaominina Soanierana Ivongo Mpisolotoerana JEAN CHRYSOSTOME nanatanteraka ny fisorata mpanambadiana ara-panjakana .
Mbola mafy ny asa miandry hoy ny mpitandrina amin’ny fananganana ny fiangonana aminy renivohitry ny fitandremana Ampasimbola, ary atao ny ezaka aminy hitaritana ireo mpiangona hiroso aminy fisoratampanambadiany , mananika ny 646 mahery ireo kristianina tonga niangona .

Related Post

𝐋𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐢 𝐯𝐚𝐤𝐢𝐧𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐚𝐬𝐢𝐦𝐛𝐚

Posted by - janvier 16, 2024 0
𝐋𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐢 𝐯𝐚𝐤𝐢𝐧𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐚𝐬𝐢𝐦𝐛𝐚   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…