KAOMININA AMBANIVOHITRA BEFASY DISTRIKAN’NY MORONDAVA TAFAPETRAKA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY BEN’NY TANANA

264 0
▶️ Androany no tafapetraka amin’ny fomba ofisialy ny ben’ny Tananan’ny kaominina ambanivohitra Befasy SOAFIAVY Vinah Tsirenge
✅Nilaza moa izy fa tanjona dia Befasy tsy maintsy mandroso ary vonona hiara hiasa amin’ny rehetra izy amin’izany ary eo ambany fiaraha miasa amin’ireo rantsa_mangaikany fanjakana ato Menabe sy ny fitondrana foibe
                                                                                                                                                             ✍️RA PA

Related Post

Voin-kava Mahatratra

Posted by - juin 18, 2024 0
Nitrangany hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Ambatamandey, kaominina Tanambao Daoud, Distrikan’i Sambava omaly Ka tsy niandry ela ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny…