DISTRIKAN’NY MORONDAVA TAFAPETRAKA AVOKOA IREO BEN’NY TANANA

296 0
✅ Androany no nanantanterahana ny lanonam_mpanjakana fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ireo ben’ny Tanana amin’ireo kaominina ambanivohitra dimy ato amin’ny Distrikan’ny Morondava dia ny kaominina Analaiva, Belo sur Mer, Bemanonga , Marofandilia ary Befasy ny préfet an’ny Morondava Rafidison Fidèle moa no nitarika ny lanonana izay natao tao amin’ny efitrano malalaky ny Prefektiora ary nitronon’ireo tompon’andraikim-panjaka rehetra ato Menabe izay notarihin’ny lohon’ny Madagascar izay voafidy tato amin’ny faritanin’ny Toliara sy ny Governoran’ny faritra Menabe ary ny solombavambahoakan’ny Madagascar voafidy tato Morondava ary ireo talem-paritra rehetra sy ny tompon’andraikitry ny filaminana ato Menabe.
✅Samy mitodika amin’ny vinan’ny mpitondra fanjakana amin’ny lafiny fampandrosoana avokoa ireo ben’ny tanana satria tsy androso Madagascar raha mbola tsy miainga avy eny ifotony hoy ny solon-tenan’ireo ben’ny tanana nandray fitenenana.
✅Iray amin’ireo ben’ny Tanana 6 ato Morondava ihany moa tsy IRMAR raha roa kosa ny vehivavy.
⏭️ Somary sahiran-tsaina ihany moa ireo mpiasan’ny kaominina sasany satria nisy tamin’ireo ben’ny tanana no nametraka fiandry nandritrin’ny fifamindram-pitatanana antony dia tsy nanaiky hiakatra Morondava hanatrika ny fifamindram-pitatanana izy ireo nohon’ny falavirana.
✍️ RA PA

Related Post

𝔽𝕀𝕋𝕊𝔸ℝ𝔸ℕ𝔸, ℕ𝕐 𝕆𝕃𝔸ℕ’ℕ𝕐 𝔹𝕆𝕂𝕐 ℝ𝕆𝕍𝕀𝕋ℝ𝔸

Posted by - avril 17, 2024 0
𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐞𝐳𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐢𝐦𝐚𝐬𝐨𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐟𝐢-𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲…

𝐅𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐄𝐍𝐀, 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐂𝐓 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀, 𝐑𝐄𝐆𝐈𝐎𝐍 𝐁𝐄𝐓𝐒𝐈𝐁𝐎𝐊𝐀

Posted by - mai 12, 2025 0
Velon-taraina ny vahoaka ao amin’ny Kaominina Andriamena, Distrika Tsarantanana, Faritra Boeny, satria diso fanantenana ny vahoaka manoloana ny fitsimbadihan’ny vokam-pifidianana,…