๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐•๐Ž๐“๐‘๐€ ๐’๐€๐๐Ž๐“๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐„๐‡๐€๐๐€ | ๐๐€๐๐€๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐…๐ˆ๐‡๐€๐Ž๐๐€๐Œ-๐๐„ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐€๐๐˜

30 0
๐Ÿ“Œย  Ny Sabotsy faha 13 Oktobra 2024, no nifampitaona nanao fihaonam-be izay notanterahina tao aminโ€™ny Espace Anjaratiavina eto Sabotsy Namehana ny Fikambanana ASN na ny Avotra Sabotsy Namehana.
๐Ÿ“Œ Natao indrindra ity fihaonana ity ho fanomanana ny paipaikโ€™ady enti-mampandroso ny Fikambanana ary ihany koa ho fanomanana sy fiatrehana ny Fifidianana Benโ€™ny Tanana sy ny Mpanolon-tsaina Kaominaly.
๐Ÿ“Œ Nahatonga Solon-tena avokoa ny Fokontany 17 eto anivonโ€™ny Kaominina Sabotsy Namehana, ary samy naneho fahavononana ny hifanome tanร na sy hifanampy ka hanao soroka miara-milanja sy tongotra miara-mamindra ho hery fanoitra hampandresy ny Fikambanana aminโ€™ny fifidiana izay ho hatrehina.
๐Ÿ“Œ Hery lehibe ho anay hoy ireto Mpilatsaka ho fidiana, izay tarihinโ€™Andriamatoa ๐•๐•–๐•ฃ๐• ฬ‚๐•ž๐•– โ„๐”ธ๐•‚๐•†๐•‹๐•†๐•„๐”ธ๐•ƒ๐”ธ๐•ƒ๐”ธ ny fanohanana avy aminareo, koa toky ny homenay fa tsy handraraka ilo mby an-doha izahay.
๐Ÿ“Œ Tiana ny manamarika, ary hatitraterina hatrany fa Andriamatoa ๐€๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐š๐ข๐ง๐š ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐Ž๐’๐€, izay lasa Solombavambahoakanโ€™i Madagasika no Ray Mpanorina anโ€™ity Fikambana ASN ity, ary taminโ€™ny alalanโ€™izany Fikambanana izany no nirotsahany hofidiana ho Benโ€™ny Tanana, ka nahatonga azy nibata ny fandresena hatrany. Tonga nanome tso-drano sy fankaherezana hoanโ€™ny Mpikambana izyย  androany, ary taminโ€™izany no nilazany fa hanohana sy hanampy ity Fikambana najorony ity ny tenany.
๐Ÿ“Œ Nahazo toky ny Mpikambana rehetra noho izany, ary nilokaloka fa ยซ ๐™๐‘บ๐™” ๐™ˆ๐‘จ๐™„๐‘ต๐™๐‘บ๐™” ๐™๐‘ถ๐™ƒ๐‘ฐ๐™•๐‘จ๐™‰๐‘จ ๐‘ต๐™” ๐™๐‘จ๐™ˆ๐‘ท๐˜ผ๐‘ต๐˜ฟ๐‘น๐™Š๐‘บ๐™Š๐‘จ๐™‰๐‘จ ๐‘จ๐™‰โ€™๐™„ ๐™Ž๐‘จ๐˜ฝ๐‘ถ๐™๐‘บ๐™” ๐™‰๐‘จ๐™ˆ๐‘ฌ๐™ƒ๐‘จ๐™‰๐‘จ ยป izay izany rahateo no teny Faneva entina aminโ€™izao fampileezan-kevitra sy hanomboka atsy ho atsy.
๐Ÿ“Œ Teo ampamaranana, dia nambaranโ€™ireo Mpanolon-tsaina Kaominaly izay hofidiana fa ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐Ÿฒ ao anaty ny Bileta tokana no misy ny Lisitra AVOTRA SABOTSY NAMEHANA, tarihinโ€™Andriamatoa ๐—๐—ฒ๐—ฟ๐—ผฬ‚๐—บ๐—ฒ ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—ข๐—ง๐—ข๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”

Related Post