TONTONSA ANDROANY NY FAMINDRAM_PITANTANANA NY BEN’NY TANANAN’NYย KAOMININA AMBONIVOHITRA MORONDAVA
Androany maraina no natao teo amin’ny biraon’ny kaominina Ambonivohitry Morondava ny fifamindram_pitantanana teo amin’ny ben’ny tanana mpisolo toerana sy ny ny ben’ny tanana vaovao
Izay nitronon’ireo olom_panjakana sy mpiaramiombon’antoka amin’ny kaominina Ambonivohitry Morondava.
Taorin’ny fihatrehana ny rano be teto Morondava dia miroso amin’ny fanatanterahana ireo fampanan-tenana nataony tamin’ny vahoaka nandritran’ny fampielezan-kevitra ny solombavambahoakan’ny…
ย Efa nigadona tao amin’ny renivohitry ny faritra Boeny omaly hariva ny filohan’ny fanavaozana ny Repobliakan’i Madagasikara ny Kolonely Michaรซl Randrianirina…