FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA | Nitafa nivantana ny tamin’ireo Ray aman-dreny ara-drazana ny Faritra An么sy

452 0

FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA.
饾棛饾棞饾棝饾棓饾棦饾棥饾棓饾棥饾棓 饾棥饾棞饾棓饾棩饾棓饾棡饾棓 饾棫饾棓饾棤饾棞饾棥’ 饾棞饾棩饾棙饾棦 饾棩饾棓饾棳 饾棓饾棤饾棓饾棥- 饾棗饾棩饾棙饾棥饾棳 饾棓饾棩饾棓- 饾棗饾棩饾棓饾棴饾棓饾棥饾棓- Faritra An么sy

Hanafy haja ny lanonana ho fankalazana ny lohataona taom- baovaon’i Madagasikara any Antananarivo ny 04-05 Oktobra 2024 izao ireo Ray aman- dReny ara-dRazana hisolotena ny Faritra An么sy.

Nisaotra sy nankasitraka ireto Ray aman- dReny ireto Ramatoa Goverinora Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA ny amin’ny firaisam- po sy fanoloran- tenan’ izy ireo haneho ny soatoavin’ ny Faritra ka nanolotra vatsin- dalana ho azy ireo sy ny ekipan’ny DRCC An么sy.

Izao hetsika izao dia iarahana amin’ny Ministeran’ny serasera sy ny Kolotsaina, ka ny fitaleavam- paritry ny Serasera sy ny kolotsaina An么sy no hitarika ireo delegasiona any Antananarivo.

聽禄 饾懞饾拹饾拏饾挄饾拹饾拏饾挆饾拪饾拸饾拏 饾拵饾拏饾拵饾拺饾拪饾拹饾拵饾拑饾拹饾拸饾拏 饾拤饾拹 饾拏饾拵饾拪饾拸’饾拸饾挌 饾拠饾拏饾拵饾拺饾拏饾拸饾拝饾挀饾拹饾挃饾拹饾拏饾拸饾拏聽禄

Nangonin’i ARRONE KENNEDY
(Sary Faritra AN脭SY)

Related Post

OJM Amoron’i Mania| 饾棖饾椉饾椈饾棸饾椉饾槀饾椏饾榾 饾棡饾棶饾椏饾棶饾椉饾椄饾棽虂 饾棞饾椈饾榿饾棽饾椏-饾榾饾棽饾椏饾棸饾槂饾椂饾棸饾棽

Posted by - d茅cembre 24, 2023 0
饾棛饾棞饾棪饾棓饾棦饾棩饾棓饾棥饾棓 饾棓饾棭饾棳 饾棓饾棤饾棞饾棥’饾棥饾棳 饾棦饾棟饾棤 饾棓饾棤饾棦饾棩饾棦饾棥’饾棞 饾棤饾棓饾棥饾棞饾棓 馃檹馃憠Isaoranay Andriamanitra satria tontosa an-tsakany sy andavany iny hetsika 饾棖饾椉饾椈饾棸饾椉饾槀饾椏饾榾 饾棡饾棶饾椏饾棶饾椉饾椄饾棽虂 饾棞饾椈饾榿饾棽饾椏-饾榾饾棽饾椏饾棸饾槂饾椂饾棸饾棽 iny ny…