Nanao diabe ireo ray aman-dreny aram-panjakana eto an-tanana notarihin’Andriamatoa Solombavambahoaka CHABANI Nourdine, Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Faritra, ny lefitry ny Distrika misolo tena ny Lehiben’ny Fileovana, ny Ben’ny Banร nan’i Tรดlagnaro, Talem-paritry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, ary koa ny avy ao aminโny BNGRC, OMC, ary ny Filohanโny FIVMPAFA, nijery ny zavamisy.
Taorianโny fidinana ifotony dia nisy ihany koa fivoriana maika niarahana taminโireo niharam-boina, nihainoana ny fitarainany sy ny filร ny, mba hahafahana mamolavola ny fomba hanampiana azy ireo.
Tsara ho marihina fa tokan-trano 6 (Zandarimaria) sy Box fivarotana miisa 28 no may ravan’ny afo tanteraka.
20 Kilaometara miala anโAntananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatinโny Distrika Antananarivo…
Notontosaina androany Alakamisy 29 Febroary 2024 tao amin’ny efitrano fivorian’ny ยซย Chambre de commerce et de l’industrieย ยป Antsatanteraka Ambatondrazaka ny fampiofanana…