Nanao diabe ireo ray aman-dreny aram-panjakana eto an-tanana notarihin’Andriamatoa Solombavambahoaka CHABANI Nourdine, Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Faritra, ny lefitry ny Distrika misolo tena ny Lehiben’ny Fileovana, ny Ben’ny Banร nan’i Tรดlagnaro, Talem-paritry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, ary koa ny avy ao aminโny BNGRC, OMC, ary ny Filohanโny FIVMPAFA, nijery ny zavamisy.
Taorianโny fidinana ifotony dia nisy ihany koa fivoriana maika niarahana taminโireo niharam-boina, nihainoana ny fitarainany sy ny filร ny, mba hahafahana mamolavola ny fomba hanampiana azy ireo.
Tsara ho marihina fa tokan-trano 6 (Zandarimaria) sy Box fivarotana miisa 28 no may ravan’ny afo tanteraka.
Androany 9 Dรฉcembre no nankalazana ny andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny Tsimokaretina VIH/SIDA ny teto amin’ny renivohitry ny faritra Menabe raha…
Ny DistrikanโAmboasary Atsimo, Faritra Anosy no nampiantrano ny fankalazana rejionaly ny andro maneran-tany momba ny ady aminโny fampiasana ankizy ny…
Nohon’ny fiarahamiasa eo aminโny fikambanana IO’RENALA sy ny ministeran’ny fampianarana teknika sy fampihofanana arak’asa dia tonga nitsidika ny faritra Menabe…
Manoloana ny fahalasan’ny Mpanjakavavin’ny Salegy Malagasy, dia nifamotoana tetsy amin’ny Le Glacier Analakely ny Mpanakanto Malagasy notarihin’ireo Mpitantana ao amin’ny…