DISITRIKA NY BENENITRA SOLOMBAVAMBAHOAKA NY BENENITRA SY IREO STAFF REHETRA

341 0

Totosa tamin’ny alahady teo ny Firahabana nahatratra taona vaovao izay natao Atao SOLOMBAVAMBAHOAKA ny Benenitra nasainy manokana koa Ireo Olobe rehetra miaraka amin’ny Lehibe Fonkotany ato Benenitra.

Niavaka Kely izy ity satria nikisaka Kely ny Tanàna ny Benenitra ka natao tegny amoro ny Reny Rano Onilahy Natao Izao ny mba hisiany firaisakina ny rehetra araka laha teny Nataon’ Andriamatoa toa SOLOMBAVAMBAHOAKA NY BENENITRA

Nangonin’i Faralahy

Related Post

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 : 𝐌𝐈𝐑𝐎𝐒𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐙𝐀𝐕𝐀 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘

Posted by - février 25, 2026 0
Antanifotsy, 24 Febroary 2026 – Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny fampandrosoana eny ifotony ny dinika notarihin-dRamatoa Ravaonirina Nathalie Sebastienne, Lehiben’ny Faritra…