Fokotany Ambohijafy 14/31

104 0
πŸ“Œ Mba nijery ny zava-nisy taty Ambohijafy 14/31 ny Mpanao Gazety androany , ka nanao fanadihadiana tamin’i Rtoa Milazara Babie Claire Filohan’ny Fokotany Ambohijafy 14/31 satria tafahaona taminy nandritran’ny fotoana nanaovany fitsidihana ny tokatranon’ireo vahoaka ao anaty ny fokotany iadiadiany.
 
Efa niezaka izahay nanao tagnamaro fihadiana lakandrano nandritran’ny fotoana maina andro teo ireny,saingy toerana iva moa ity toerana ity ka mora ivarinan’ny rano avy any ambony.  Nisy ny asa kely nataonay mba handehanan’ny rano androany ka isaorana ireo nanampy
 
πŸ“Œ Manentana ny rehetra mba samy handray ny andraikitra tandrify azy. Efa manomboka midina tsikelikely ny haavon’ny rano ,kanefa entanina ihany izay amin’ny faritra iva mba hifindra ao amin’ny E.P.P Ambphijafy « 
Hoy ny Filohan’ny Fokotany Ambohijafy Avaratra Plle 14/3/,Rtoa Milazara Baby Claire.
 
 πŸ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy 

Related Post

Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

Posted by - fΓ©vrier 3, 2024 0
ππ€πŒππŽπ‘πˆπ’πˆπŠπ€ 𝐍𝐘 π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π‡πˆπ’πŽπ‘π€π“π‘π€ 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 π€πŽ π€ππ€π“πˆπβ€™ππ˜ π‹πˆπ’πˆπŒ-ππˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ‹πŽπ‡π€ π“π„πŽ π€π‹πŽπ‡π€ πŒπ€π‘π‚ π‘π€π•π€π‹πŽπŒπ€ππ€ππ€ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…