๐Š๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š, ๐ง๐จ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐‘๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง-๐๐จ๐ก๐š ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ

182 0
Nanatanteraka ny Fakan-kevitra teo anivonโ€™ny SLC na ny Structure Locale de Concertation ny Kaominina Sabotsy Namehana androany, izay anato tetsy amin’ny Espace Anjara Tiaviana, Sabotsy Namehana,
Ity Rafitra Fikaonan-doha Ifotony ity, dia fivondronanโ€™ny ankolafin-kery rehetra miasa ho fampandrosoana ny Kaominina, fantatra fa izao no natao, dia mba hahafahana mandrafitra ny tetibolanโ€™ny Kaomina ny taona 2025 ho avy io.
Fa ankoatrโ€™izay, dia natao indrindra ihany koa izy ity ho paikโ€™ady entina handinihina ny Sara sy Haba hampiharina eto aminโ€™ny Kaominina, araka ny fanazavana nataonโ€™Andriamatoa HERINAINA Gabin, Benโ€™ny Tanana Mpisolon-toerana.
Mahakasika ireo tetikโ€™asa manaraka ho tanterahinโ€™ny Kaominina dia nambarany fa misy ireo efa nahazoana fankatoavana taminโ€™ny Filankevitry ny Tanana, dia ny fanitarana ny Jiro an-dalam-be, ary misy ihany koa ny fanaovaozana ireo loharano fatsakanโ€™andriana, izay efa nolovaina taminโ€™ireo Razana efa nialoha lalana, ary tsy hadino ihany koa fikojakojana ny lalana izay efa hita mihasimba.
Nambarany anefa fa mason-tsokina ka izay kely hananana no ahiratra, manoloana ny fidiram-bolanโ€™ny Kaominina, kanefa na dia izany aza dia tsy hitandro hasasarana isika fa hijery izay tena ilainโ€™ny
Mponina

Related Post

๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”- ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ž๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—œ๐—•๐—˜ – ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ- ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ผฬ‚๐˜€๐˜†

Posted by - avril 20, 2024 0
FORT-DAUPHIN. ๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”- ๐—ฃ๐—˜๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ž๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—œ๐—•๐—˜ – ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ- ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ผฬ‚๐˜€๐˜†   Araka ny programanโ€™asa ny fitondram-panjakana…

Ady aminโ€™ny famarinanโ€™olombelona sy asa an-tery mifandraika aminโ€™ny fanandevozana

Posted by - novembre 5, 2025 0
๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐…๐€๐๐€๐‘๐€๐‘๐€๐Ž๐“๐€๐๐€ ๐“๐„๐‘๐€-๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐Ž๐•๐ˆ๐๐€ ๐€๐’๐€ ๐€๐-๐“๐„๐‘๐ˆ๐•๐Ž๐™๐Ž๐๐€ ๐“๐€๐๐˜ ๐‚๐€๐Œ๐๐Ž๐ƒ๐†๐„ : ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ ๐ˆ๐‘๐€๐˜ ๐•๐Ž๐€๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐๐Ž๐‹๐ˆ๐’๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐‘๐„๐๐„๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐„๐…๐€ ๐๐ˆ๐ƒ๐Ž๐๐Ž๐Š๐€ ๐€๐Œ-๐๐Ž๐๐‰๐€. Ady…