Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra

270 0

Nikojakoja ny hazo novoleny hatramin’izay tany amin’ny kaominina ambanivohitra Vinaninkarena distrikan’Antsirabe II ny mpikambana anatin’ny Fivondronan’ny Orinasan’i Vakinankaratra na ny FIOVA ny sabotsy teo hisorohana ny afo mba ahazoana vokatra tsara.Teo koa ny fanosohana ny zanakazo maty ka zanakazo 600 fototra no novolena.Ny fandraharahana izay tsy afa-misaraka amin’ny tontolo iainana ary mahatsapa izany ireo mpikambana.

 

Nangonin’i  ANDRIA Antsirabe

Related Post

Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

Posted by - février 3, 2024 0
𝐍𝐀𝐌𝐏𝐎𝐑𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐇𝐈𝐒𝐎𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐒𝐈𝐌-𝐏𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐂 𝐑𝐀𝐕𝐀𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…